Luke 2:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitsodrano azy ireo i Simeona ka niteny tamin’i Maria, renin’ny Zaza, hoe: Indro ity Zaza ity no voatendry ho fandavoana sy ho fananganana ny maro ao amin’ny Israely ary ho famantarana holavina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nitso-drano azy ireo i Simeôna, ka nilaza tamin’i Maria renin’ny Zaza hoe: «Indro, ity Zaza ity no voatendry ho fandavoana sy ho fananganana ny maro amin’i Israely ary ho famantarana hotoherina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nitsodrano azy telo mianaka i Simehôna; avy eo izy dia niteny tamin’i Maria renin’i Jesoa hoe: –Indro ity zaza ity fa voatendry mba hahatonga ny maro amin’i Israely homelohin’Andriamanitra ary koa hahatonga ny maro amin’i Israely hankatoavin’Andriamanitra. Ho famantarana hifanoheran’ny olona ity zaza ity,
Malagasy Bible 1865
Ary Simeona nitso-drano azy ireo ka nanao tamin'i Maria, renin'ny Zaza, hoe: Indro, Ity Zaza ity no voatendry ho fandavoana sy ho fananganana ny maro ao amin'ny Isiraely ary ho famantarana holavina
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitsodrano azy ireo i Simeona ka niteny tamin’i Maria, renin’ny Zaza, hoe: Indro ity Zaza ity no voatendry ho fandavoana sy ho fananganana ny maro ao amin’ny Israely ary ho famantarana holavina,
malagasy
Ary Simeona nitso-drano azy ireo ka nanao tamin'i Maria, renin'ny Zaza, hoe: Indro, Ity Zaza ity no voatendry ho fandavoana sy ho fananganana ny maro ao amin'ny Isiraely ary ho famantarana holavina