Luke 2:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa ny fanahinao aza dia hotsatohana sabatra mba haseho ny hevitry ny fo maro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
– ary ny fanahinao aza hotanterahin-tsabatra - mba hiseho ny hevitry ny fo maro.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hampiharihary ny fisainan’ny besinimaro. Ary ianao kosa, ramatoa, hotsatohan-tsabatra ny fanahinao!
Malagasy Bible 1865
ary ny fanahinao aza dia hotsatohana sabatra - mba haseho ny hevitry ny fo maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa ny fanahinao aza dia hotsatohana sabatra mba haseho ny hevitry ny fo maro.
malagasy
ary ny fanahinao aza dia hotsatohana sabatra - mba haseho ny hevitry ny fo maro.