Luke 2:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy mpaminanivavy iray koa, dia i Ana, zanakavavin’i Fanoela, avy tamin’ny fokon’i Asera; efa antitra tokoa izy ary efa niara-niaina tamin’ny vadiny nandritra ny fito taona taorianan’ny naha virijiny azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy koa mpaminany vavy anankiray dia i Ana, zanak’i Fanoela fokon’i Asera; efa antitra dia antitra izy, dia fito taona no nanambadiany taorian’ny nahavirjiny azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy koa vehivavy mpaminany natao hoe Ana, zanakavavin’i Fanoela, avy amin’ny fokon’i Asera. Tena antitra izy. Fito taona ihany no nanambadiany taorian’ny nahatovovavy azy.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy mpaminanivavy anankiray, dia Ana, zanakavavin'i Fanoela, avy tamin'ny firenen'i Asera; efa anti-panahy tokoa izy ary efa nitoetra tamin'ny vadiny fito taona taorian'ny naha-virijina azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary nisy mpaminanivavy anankiray, dia Ana, zanakavavin'i Fanoela, avy tamin'ny firenen'i Asera; efa anti-panahy tokoa izy ary efa nitoetra tamin'ny vadiny fito taona taorian'ny naha-virijina azy,