Luke 2:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
efa mpitondratena tokony ho efatra amby valopolo taona izy ary tsy niala teo amin’ny tempoly fa nanompo andro aman’alina tamin’ny fifadian-kanina sy ny fivavahana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary efa mpitondratena tokony ho efatra amby valopolo taona, sady tsy niala tao amin’ny Tempoly, fa nanompo an’Andriamanitra andro aman’alina tamin’ny fifadian-kanina sy ny fivavahana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nipetraka ho mpitondratena izy ary feno 84 taona izao ny andro niainany. Tsy niala tao amin’ny tempoly mihitsy izy, fa nanompo an’Andriamanitra andro aman’alina, ka nifady hanina sy nivavaka.
Malagasy Bible 1865
ary efa mpitondratena tokony ho efatra amby valo-polo taona; ary tsy niala teo an-kianjan'ny tempoly izy, fa nanompo tamin'ny fifadian-kanina sy ny fivavahana andro aman'alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
efa mpitondratena tokony ho efatra amby valopolo taona izy ary tsy niala teo amin’ny tempoly fa nanompo andro aman’alina tamin’ny fifadian-kanina sy ny fivavahana.
malagasy
ary efa mpitondratena tokony ho efatra amby valo-polo taona; ary tsy niala teo an-kianjan'ny tempoly izy, fa nanompo tamin'ny fifadian-kanina sy ny fivavahana andro aman'alina.