Luke 2:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony niditra izy tamin’izany ora izany dia nisaotra an’Andriamanitra ka nilaza Azy tamin’izay rehetra niandry ny fanavotana an’i Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga koa izy tamin’izany fotoana izany, ka nidera an’Andriamanitra, ary nilazalaza ny Zaza tamin’izay rehetra niandry ny fanavotana an’i Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga koa i Ana tamin’io fotoana io ka nisaotra an’Andriamanitra ary nilazalaza momba ity zaza ity tamin’izay rehetra fatra-piandry ny hanavotan’Andriamanitra an’i Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary nony niditra tamin'izany ora izany izy, dia nisaotra an'Andriamanitra ka nilaza Azy tamin'izay rehetra niandry ny fanavotana tao Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony niditra izy tamin’izany ora izany dia nisaotra an’Andriamanitra ka nilaza Azy tamin’izay rehetra niandry ny fanavotana an’i Jerosalema.
malagasy
Ary nony niditra tamin'izany ora izany izy, dia nisaotra an'Andriamanitra ka nilaza Azy tamin'izay rehetra niandry ny fanavotana tao Jerosalema.