Luke 2:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa vitany ny zavatra rehetra araka ny lalànan’ny Tompo dia niverina tany Galilia izy ireo, dia tao Nazareta tanànany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony tanterak’izy ireo ny zavatra rehetra araka ny Lalàn’ny Tompo, dia nody tany Galilea tao Nazareta tanànany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa avy nanatontosa ny zavatra rehetra araka ny lalànan’ny Tompo ny ray aman-drenin’i Jesoa, dia niverina nankany Galilea izy telo mianaka ho ao Nazareta tanànany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa vitany ny zavatra rehetra araka ny lalàn'ny Tompo, dia niverina tany Galilia izy, dia tao Nazareta tanànany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa vitany ny zavatra rehetra araka ny lalànan’ny Tompo dia niverina tany Galilia izy ireo, dia tao Nazareta tanànany.
malagasy
Ary rehefa vitany ny zavatra rehetra araka ny lalàn'ny Tompo, dia niverina tany Galilia izy, dia tao Nazareta tanànany.