Luke 2:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Josefa koa dia niakatra avy tany Galilia, avy tao an-tanàna Nazareta, hankany Jodia, ho ao an-tanànan’i Davida, izay atao hoe: Betlehema, satria avy tamin’ny taranak’i Davida sy ny ankohonany izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Josefa koa niakatra avy tany Galilea avy tao an-tanàna Nazareta hankany Jodea ho ao an-tanànan’i Davida atao hoe Betlehema, fa taranaka sy fianakavian’i Davida izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niainga avy tao Nazareta tanàna any Galilea i Jôsefa hiakatra any Jodea, hankany amin’ilay tanàna fiavian’i Davida atao hoe Betlehema, noho izy taranaka sy fokon’i Davida.
Malagasy Bible 1865
Ary Josefa koa niakatra avy tany Galilia, dia avy tao an-tanàna Nazareta, hankany Jodia, ho ao an-tanànan'i Davida, iza atao hoe Betlehema (satria avy tamin'ny taranak'i Davida sy ny mpianakaviny),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Josefa koa dia niakatra avy tany Galilia, avy tao an-tanàna Nazareta, hankany Jodia*, ho ao an-tanànan’i Davida, izay atao hoe: Betlehema, satria avy tamin’ny taranak’i Davida sy ny ankohonany izy,
malagasy
Ary Josefa koa niakatra avy tany Galilia, dia avy tao an-tanàna Nazareta, hankany Jodia, ho ao an-tanànan'i Davida, iza atao hoe Betlehema (satria avy tamin'ny taranak'i Davida sy ny mpianakaviny),