Luke 2:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nankany Jerosalema isan-taona ny ray aman-dreniny, rehefa tonga ny andro firavoravoana amin’ny Paska.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary isan-taona ny ray aman-dreniny dia nankany Jerosalema amin’ny andro fetin’ny Paka;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mpankany Jerosalema isan-taona ny ray aman-drenin’i Jesoa amin’ny fankalazana ny Paska.
Malagasy Bible 1865
Ary ny ray aman-dreniny nankany Jerosalema isan-taona, raha avy ny andro firavoravoana amin'ny Paska.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nankany Jerosalema isan-taona ny ray aman-dreniny, rehefa tonga ny andro firavoravoana amin’ny Paska*.
malagasy
Ary ny ray aman-dreniny nankany Jerosalema isan-taona, raha avy ny andro firavoravoana amin'ny Paska.