Luke 2:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa rehefa roa amby folo taona Jesosy dia niakatra izy ireo, araka ny fanao amin’ny andro firavoravoana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nony efa roa ambin’ny folo taona Izy, dia niakatra araka ny fanao amin’izany fety izany izy ireo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony feno 12 taona i Jesoa, dia lasa izy telo mianaka niara-niakatra araka ny fanao amin’izany fankalazana izany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa roa ambin'ny folo taona Jesosy, dia niakatra izy ireo, araka ny fanao amin'ny andro firavoravoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa rehefa roa amby folo taona Jesosy dia niakatra izy ireo, araka ny fanao amin’ny andro firavoravoana.
malagasy
Ary rehefa roa ambin'ny folo taona Jesosy, dia niakatra izy ireo, araka ny fanao amin'ny andro firavoravoana.