Luke 2:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tapitra izany andro izany ka nody izy ireo, Jesosy zaza, dia mbola nijanona tany Jerosalema ihany, nefa tsy fantatry ny ray aman-dreniny izany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nony tapitra ny andro fety ka nody izy, dia nijanona tany Jerosalema i Jesoa Zazakely, nefa tsy fantatry ny rainy aman-dreniny izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nody i Maria sy i Jôsefa nony tapitra ny andro fankalazana, fa i Jesoa tovolahikely dia mbola nijanona tao Jerosalema, saingy tsy tsikaritr’ireo ray aman-dreniny izany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tapitra izany andro izany, ka nody izy, Jesosy zaza dia mbola nitoetra tany Jerosalema ihany, nefa tsy fantatry ny ray aman-dreniny izany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tapitra izany andro izany ka nody izy ireo, Jesosy zaza, dia mbola nijanona tany Jerosalema ihany, nefa tsy fantatry ny ray aman-dreniny izany;
malagasy
Ary rehefa tapitra izany andro izany, ka nody izy, Jesosy zaza dia mbola nitoetra tany Jerosalema ihany, nefa tsy fantatry ny ray aman-dreniny izany;