Luke 2:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa satria noheveriny fa niaraka tamin’ireo izay niara-dia taminy Izy dia nandeha lalana indray andro izy vao nitady Azy tamin’ny havany sy ny olom-pantany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataon’izy ireo ho niaraka tamin’ny niray dia taminy Izy, ka nandeha lalana indray andro vao nitady Azy tamin’ny havany sy ny olom-pantany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nihevitra moa izy roa fa tafaraka tamin’ny mpiara-dia ity zanany; ka efa lasa lalana indray andro, izay vao nitady Azy, nanontany ny havana sy olom-pantatra,
Malagasy Bible 1865
ary satria nataony fa niaraka tamin'ny niara-dia taminy Izy, dia nandeha lalana indray andro izy vao nitady Azy tamin'ny havany sy ny olom-pantany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa satria noheveriny fa niaraka tamin’ireo izay niara-dia taminy Izy dia nandeha lalana indray andro izy vao nitady Azy tamin’ny havany sy ny olom-pantany.
malagasy
ary satria nataony fa niaraka tamin'ny niara-dia taminy Izy, dia nandeha lalana indray andro izy vao nitady Azy tamin'ny havany sy ny olom-pantany.