Luke 2:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tsy nahita Azy izy ireo dia niverina ho any Jerosalema nitady Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nony tsy nahita Azy, dia niverina tany Jerosalema indray nitady Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nefa tsy nahita Azy. Dia niverina ilàlana izy roa nitady Azy tany Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tsy nahita Azy izy, dia niverina ho any Jerosalema nitady Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tsy nahita Azy izy ireo dia niverina ho any Jerosalema nitady Azy.
malagasy
Ary nony tsy nahita Azy izy, dia niverina ho any Jerosalema nitady Azy.