Luke 2:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa afaka hateloana dia hitany tao amin’ny tempoly Izy, nipetraka teo afovoan’ny mpampianatra ka nihaino sady nanontany azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony afaka hateloana, dia hitany tao anatin’ny Tempoly Izy nipetraka teo afovoan’ny mpampianatra ka nihaino sady nanontany azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny andro fahatelo vao hitany tao an- kianjan’ny tempoly i Jesoa mipetraka teo afovoan’ireo mpampianatra jiosy ka mihaino sady manontany an-dry zareo.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka hateloana, dia hitany teo an-kianjan'ny tempoly Izy nipetraka teo afovoan'ny mpampianatra ka nihaino sady nanontany azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa afaka hateloana dia hitany tao amin’ny tempoly Izy, nipetraka teo afovoan’ny mpampianatra ka nihaino sady nanontany azy.
malagasy
Ary rehefa afaka hateloana, dia hitany teo an-kianjan'ny tempoly Izy nipetraka teo afovoan'ny mpampianatra ka nihaino sady nanontany azy.