Luke 2:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia talanjona izay rehetra nandre Azy noho ny fahalalany sy ny famaliany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary talanjona izay rehetra nandre Azy noho ny fahendreny sy ny famaliny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Talanjona daholo ny olona nandre ity tovolahikely fa saina matotra no nasehony isak’izay niteny Izy.
Malagasy Bible 1865
Ary talanjona izay rehetra nandre Azy noho ny fahalalany sy ny famaliany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia talanjona izay rehetra nandre Azy noho ny fahalalany sy ny famaliany.
malagasy
Ary talanjona izay rehetra nandre Azy noho ny fahalalany sy ny famaliany.