Luke 2:49 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Izy taminy: Nahoana no nitady Ahy ianareo? Tsy fantatrareo va fa tsy maintsy ho eto amin’ny tranon ’ny Raiko Aho?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy Izy taminy: «Nahoana no nitady Ahy ianareo? Tsy fantatrareo va fa tsy maintsy ho ao amin’ny Raiko Aho?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa tamin’izy mivady: –Nahoana kosa no mitady Ahy ianareo? Hay tsy mbola fantatrareo fa tsy maintsy ato amin’ny tranon’ny Raiko Aho?
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Izy taminy: Nahoana no nitady Ahy ianareo? tsy fantatrareo va fa tsy maintsy ho eto an-tranon 'ny Raiko Aho?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Izy taminy: Nahoana no nitady Ahy ianareo? Tsy fantatrareo va fa tsy maintsy ho eto amin’ny tranon ’ny Raiko Aho?
malagasy
Fa hoy Izy taminy: Nahoana no nitady Ahy ianareo? tsy fantatrareo va fa tsy maintsy ho eto an-tranon'ny Raiko Aho?[Na: eto amin'ny raharahan']