Luke 2:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hosoratana izy sy i Maria fofombadiny, izay efa bevohoka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hosoratana izy sy i Maria vadiny izay bevohoka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba hoisaina no foto-dian’i Jôsefa sy i Maria vadiny izay efa bevohòka.
Malagasy Bible 1865
mba hosoratana izy sy Maria fofom-badiny, izay efa bevohoka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hosoratana izy sy i Maria fofombadiny, izay efa bevohoka.
malagasy
mba hosoratana izy sy Maria fofom-badiny, izay efa bevohoka.