Luke 2:50 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy azon’izy ireo ny teny izay nolazainy taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Faingy tsy azon’izy ireo ny teny nolazainy taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy azon’izy roa anefa izay nolazain-janany taminy.
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy azon'ireo ny teny izay nolazainy taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy azon’izy ireo ny teny izay nolazainy taminy.
malagasy
Nefa tsy azon'ireo ny teny izay nolazainy taminy.