Luke 2:51 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niara-nidina taminy nankany Nazareta Izy ka nanoa azy. Ary ny reniny dia nitahiry izany teny rehetra izany tao am-pony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niara-nidina taminy nankany Nazareta Izy, ary dia nanaiky azy; fa ireniny kosa nandinika tsara izany zavatra rehetra izany tao am-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niara-nody taminy tany Nazareta i Jesoa ary nanoa azy. Ny reniny kosa nitadidy izany rehetra izany tao am-pony.
Malagasy Bible 1865
Ary niara-nidina taminy nankany Nazareta Izy ka nanoa azy. Ary ny reniny nitahiry izany teny rehetra izany tao am-pony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niara-nidina taminy nankany Nazareta Izy ka nanoa azy. Ary ny reniny dia nitahiry izany teny rehetra izany tao am-pony.
malagasy
Ary niara-nidina taminy nankany Nazareta Izy ka nanoa azy. Ary ny reniny nitahiry izany teny rehetra izany tao am-pony.Ary Jesosy nitombo saina sy tena sady nandroso fitia tamin'Andriamanitra sy ny olona.[Na: taona]