Luke 2:52 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy nitombo fahendrena sy tena ary fahasoavana teo amin’Andriamanitra sy ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jesoa nitombo fahendrena sy tena, ary nandroso nahatehotia tamin’Andriamanitra sy ny olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nitombo fahendrena sy taona i Jesoa sady nandroso nahatehotia tamin’Andriamanitra sy ny olona.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nitombo saina sy tena sady nandroso fitia tamin'Andriamanitra sy ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy nitombo fahendrena sy tena ary fahasoavana teo amin’Andriamanitra sy ny olona.
malagasy
Ary Jesosy nitombo saina sy tena sady nandroso fitia tamin'Andriamanitra sy ny olona.[Na: taona]