Luke 2:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny fotoana naha tany azy ireo no tonga ny andro hiterahan’i Maria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha tao izy, dia tonga ny fotoana hiterahan’i Maria,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tao Betlehema izy roa, dia tonga ny andro hahaveloman’i Maria.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nitoetra teo Izy, dia tonga ny andro hahavelomany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny fotoana naha tany azy ireo no tonga ny andro hiterahan’i Maria.
malagasy
Ary raha nitoetra teo Izy, dia tonga ny andro hahavelomany.