Luke 2:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niteraka ny Lahimatoany izy, ary nohodidininy lamban-jaza ka nampandriany teo amin’ny fihinanam-bilona; fa tsy nisy nitoerany tao amin’ny tranom-bahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary niteraka ny Zanany lahy matoa izy, dia nohodidininy lamban-jaza ka nampandriany teo amin’ny fihinanam-bilona, fa tsy nisy hitoerany tao an-tranom-bahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teraka ny lahimatoany izy, dia nohodidininy lamban-jaza ary nampandrîny teo amina fihinanam-bilona; fa tsy nisy toerana ho azy telo mianaka tao amin’ny trano fivantanam-bahiny.
Malagasy Bible 1865
Ary niteraka ny Lahimatoany izy, dia nohodidininy lamban-jaza ka nampandriny teo amin'ny fihinanam-bilona; fa tsy nisy nitoerany tao an-tranom-bahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niteraka ny Lahimatoany izy, ary nohodidininy lamban-jaza ka nampandriany teo amin’ny fihinanam-bilona; fa tsy nisy nitoerany tao amin’ny tranom-bahiny.
malagasy
Ary niteraka ny Lahimatoany izy, dia nohodidininy lamban-jaza ka nampandriny teo amin'ny fihinanam-bilona; fa tsy nisy nitoerany tao an-tranom-bahiny.