Luke 2:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy mpiandry ondry tamin’izany faritra izany nitoetra tany an-tsaha niandry ny ondriny tamin’ny alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tamin’izany tany izany nisy mpiandry ondry nitoetra tany an-tsaha niambina ny ondriny nandritra ny alina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tany amin’izany faritany izany, dia nisy mpiandry ondry nitoetra tany an-tsaha niambina ny ondriny nandritra ny alina.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy mpiandry ondry tamin'izany tany izany nitoetra tany an-tsaha nitandrina ny ondriny tamin'ny alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy mpiandry ondry tamin’izany faritra izany nitoetra tany an-tsaha niandry ny ondriny tamin’ny alina.
malagasy
Ary nisy mpiandry ondry tamin'izany tany izany nitoetra tany an-tsaha nitandrina ny ondriny tamin'ny alina.