Luke 2:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy anjelin’ny Tompo nitsangana teo anilan’izy ireo; namirapiratra manodidina azy ny voninahitry ny Tompo ka raiki-tahotra indrindra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy Anjelin’ny Tompo nitsangana teo anilany, ary ny voninahitr’Andriamanitra nanelatrelatra manodidina azy ireo ka natahotra dia natahotra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy anjeli n’ny Tompo niseho tampoka taminy; ary nohodidinin’ny voninahitry ny Tompo ireo mpiandry ondry ka raiki-tahotra izaitsizy.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy anjelin'ny Tompo nitsangana teo anilany, ary ny voninahitry ny Tompo nanelatrelatra manodidina azy, ka raiki-tahotra indrindra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy anjelin’ny Tompo nitsangana teo anilan’izy ireo; namirapiratra manodidina azy ny voninahitry ny Tompo ka raiki-tahotra indrindra izy.
malagasy
Ary nisy anjelin'ny Tompo nitsangana teo anilany, ary ny voninahitry ny Tompo nanelatrelatra manodidina azy, ka raiki-tahotra indrindra izy.