Luke 20:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indray andro, raha nampianatra ny olona teo amin’ny tempoly Jesosy ka nitory ny Filazantsara, dia nanatona ireo lehiben’ny mpisorona sy mpanoradalàna ary ny loholona
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indray andro tamin’izany, nampianatra ny vahoaka tao an-Tempoly izy ka nitory ny Evanjely, dia tonga ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna mbamin’ny loholona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray andro, dia nampianatra ny vahoaka teo an- kianjan’ny tempoly i Jesoa sady nanambara ny Vaovao Mahafaly taminy. Tonga kosa ny lohandoha-mpisorona sy ny mpahay lalàna mbamin’ny loholona
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro anankiray, raha nampianatra ny olona teo an-kianjan'ny tempoly Jesosy ka nitory ny filazantsara, dia nanatona ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ary ny loholona
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indray andro, raha nampianatra ny olona teo amin’ny tempoly Jesosy ka nitory ny Filazantsara, dia nanatona ireo lehiben’ny mpisorona sy mpanoradalàna ary ny loholona
malagasy
Ary tamin'ny andro anankiray, raha nampianatra ny olona teo an-kianjan'ny tempoly Jesosy ka nitory ny filazantsara, dia nanatona ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ary ny loholona