Luke 20:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga ny fotoanan’ny vokatra dia naniraka mpanompo hankany amin’ireo mpiasa tany izy mba handray amin’ny vokatry ny tanim-boaloboka; fa nikapoka azy ireo mpiasa tany ka nampandeha azy tanam-polo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga ny taom-pahavokarana dia naniraka mpanompo anankiray tany amin’ny mpiasa izy, mba haka amin’ny vokatry ny tanimboalobony; nefa nokapohin’izy ireo sy nampodiny maina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tonga ny taom-piotazana dia nanirahany mpiasa ireo mpamboly, hiangavy azy ireo hanome ampahany amin’ny vokatry ny tanimboaloboka; kanjo nokapohin’ireo mpamboly ilay mpiasa ary nalefany nody maina.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny fotoana dia naniraka mpanompo hankany amin'ny mpiasa tany izy mba handray amin'ny vokatry ny tanim-boaloboka; fa ny mpiasa tany nikapoka azy ka nampandeha azy maina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary tamin'ny fotoana dia naniraka mpanompo hankany amin'ny mpiasa tany izy mba handray amin'ny vokatry ny tanim-boaloboka; fa ny mpiasa tany nikapoka azy ka nampandeha azy maina.