Luke 20:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia naniraka mpanompo iray koa izy, izay nokapohin’ireo mafy koa sady nalany baraka ka nampandehaniny tanam-polo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naniraka mpanompo anankiray hafa indray izy, fa nokapohin’ireo ihany koa sady notevatevainy sy nampodiny maina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanirahany mpiasa fanindroany, fa io koa nokapohin’ireo mpamboly sy notevatevainy ary nalefany nody maina.
Malagasy Bible 1865
Dia naniraka mpanompo anankiray koa izy; ary nokapohiny mafy koa iny sady nalany baraka ka nampandehaniny maina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia naniraka mpanompo iray koa izy, izay nokapohin’ireo mafy koa sady nalany baraka ka nampandehaniny tanam-polo.
malagasy
Dia naniraka mpanompo anankiray koa izy; ary nokapohiny mafy koa iny sady nalany baraka ka nampandehaniny maina.