Luke 20:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia naniraka fanintelony izy; ary iny koa dia nataony naratra ka noroahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary naniraka fanintelony izy, fa io koa sady nataony naratra no noroahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia mbola nanirahany mpiasa fanintelony; io indray koa nataon’ireo mpamboly naratra, izay vao noroahiny.
Malagasy Bible 1865
Dia naniraka anankiray koa izy; ary iny koa dia nataony naratra ka noroahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia naniraka fanintelony izy; ary iny koa dia nataony naratra ka noroahiny.
malagasy
Dia naniraka anankiray koa izy; ary iny koa dia nataony naratra ka noroahiny.