Luke 20:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny tompon’ny tanim-boaloboka: Inona re no hataoko? Haniraka ny zanako malalako aho; angamba hanaja azy izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy ny tompon’ny tanimboaloboka: ‹Inona re no hataoko? ndeha hirahiko lahy ny zanako malalako, fa angamba hanaja azy izy ireo raha mahita azy.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny tompon’ny tanimboaloboka: «Inona re no hataoko? Ndeha hirahiko ity zanako malalako, fa angamba izy hananan’ireo hena-maso!»
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny tompon'ny tanim-boaloboka: Inona re no hataoko? Haniraka ny zanako malalako aho; angamba hanaja azy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny tompon’ny tanim-boaloboka: Inona re no hataoko? Haniraka ny zanako malalako aho; angamba hanaja azy izy ireo.
malagasy
Dia hoy ny tompon'ny tanim-boaloboka: Inona re no hataoko? Haniraka ny zanako malalako aho; angamba hanaja azy izy.