Luke 20:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha nahita azy ireo mpiasa tany dia nikaon-doha ka niteny hoe: Ity no mpandova; andeha hovonointsika io mba ho antsika ny lova.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo nony nahita iny ny mpiasa dia nanao anakampo hoe: ‹Inty ny mpandova ka ndeha hovonointsika, dia ho antsika ny lova.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao nahita azy kosa ireo mpamboly, dia niara-nidinika sady nifampiresaka hoe: «Ny mpandova ity; aoka hovonointsika mba hahazoantsika ny lova.»
Malagasy Bible 1865
Fa raha nahita iny ny mpiasa tany, dia niara-nisaina izy ka nanao hoe: Ity no mpandova; andeha hovonointsika io, mba ho antsika ny lova.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha nahita azy ireo mpiasa tany dia nikaon-doha ka niteny hoe: Ity no mpandova; andeha hovonointsika io mba ho antsika ny lova.
malagasy
Fa raha nahita iny ny mpiasa tany, dia niara-nisaina izy ka nanao hoe: Ity no mpandova; andeha hovonointsika io, mba ho antsika ny lova.