Luke 20:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namoaka azy tany ivelan’ny tanim-boaloboka izy ireo ka namono azy. Hataon’ny tompon’ny tanim-boaloboka ahoana moa izy ireo amin’izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia noroahiny ho any ivelan’ny tanimboaloboka izy ka novonoiny. Inona àry no hataon’ny tompon-tanimboaloboka amin’izy ireo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia natosiny tany ivelan’ny tanimboaloboka ilay io ka novonoiny. Dia nofaranan’i Jesoa hoe: –Inona àry no hataon’ny tompon’ny tanimboaloboka amin’ireo mpamboly?
Malagasy Bible 1865
Dia namoaka azy tany ivelan'ny tanim-boaloboka izy ka namono azy. Hataon'ny tompon'ny tanim-boaloboka ahoana moa izy amin'izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namoaka azy tany ivelan’ny tanim-boaloboka izy ireo ka namono azy. Hataon’ny tompon’ny tanim-boaloboka ahoana moa izy ireo amin’izany?
malagasy
Dia namoaka azy tany ivelan'ny tanim-boaloboka izy ka namono azy. Hataon'ny tompon'ny tanim-boaloboka ahoana moa izy amin'izany?