Luke 20:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Jesosy nijery azy ireo ka niteny hoe: Ahoana moa izao voasoratra izao: «Ny vato izay nolavin’ny mpanao trano, dia izany no efa tonga fehizoro» (Sal 118.22)?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nibanjina azy ireo i Jesoa ka nanao hoe: Inona àry ity voasoratra ity: Ny vato nolavin’ny mpanao trano no efa tonga vato fehizoro?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nojeren’i Jesoa ry zareo sady nataony hoe: –Inona àry no dikan’ity andinin’ny Soratra Masina ity: «Ny vato nolavin’ny mpanao trano no nanjary vato fehizoro »?
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nijery azy ka nanao hoe: Ahoana moa izao voasoratra izao: Ny vato izay nolavin'ny mpanao trano, Dia izy no efa natao fehizoro? (Sal. 118. 22).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Jesosy nijery azy ireo ka niteny hoe: Ahoana moa izao voasoratra izao: «Ny vato izay nolavin’ny mpanao trano, dia izany no efa tonga fehizoro» (Sal 118.22)?
malagasy
Ary Jesosy nijery azy ka nanao hoe: Ahoana moa izao voasoratra izao: Ny vato izay nolavin'ny mpanao trano, Dia izy no efa natao fehizoro? (Sal. 118. 22).