Luke 20:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra potraka amin’izany vato izany dia ho torotoro; ary na iza na iza no ianjerany dia ho montsamontsana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay rehetra lavo amin’izany vato izany dia ho torotoro, ary izay hianjerany dia ho mongomongo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay rehetra mianjera amin’izany vato izany dia ho torotoro, ary izay ianjerany kosa ho montsamontsana.
Malagasy Bible 1865
Izay rehetra potraka amin'izany vato izany dia ho torotoro; fa na iza na iza no ianjerany dia ho mongomongo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra potraka amin’izany vato izany dia ho torotoro; ary na iza na iza no ianjerany dia ho montsamontsana.
malagasy
Izay rehetra potraka amin'izany vato izany dia ho torotoro; fa na iza na iza no ianjerany dia ho mongomongo.