Luke 20:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny Taminy hoe: Lazao aminay: Fahefana avy aiza no anaovanao izao zavatra izao? Ary iza no nanome Anao izany fahefana izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nanao taminy hoe: «Lazao anay: Inona moa no fahefana anaovanao izao zavatra izao, ary iza no nanome anao izany fahefana izany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nanao taminy hoe: –Mba lazao kely hoe: fahefana ahoana moa no anaovanao an’izao zavatra izao? Iza no nanome Anao izao fahefana izao?
Malagasy Bible 1865
ka niteny taminy hoe: Lazao aminay: Fahefana manao ahoana no anaovanao izao zavatra izao? ary iza no nanome Anao izany fahefana izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny Taminy hoe: Lazao aminay: Fahefana avy aiza no anaovanao izao zavatra izao? Ary iza no nanome Anao izany fahefana izany?
malagasy
ka niteny taminy hoe: Lazao aminay: Fahefana manao ahoana no anaovanao izao zavatra izao? ary iza no nanome Anao izany fahefana izany?