Luke 20:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanontany Azy izy ireo hoe: Mpampianatra ô, fantatray fa miteny sy mampianatra marina Ianao ka tsy mizaha tavan’olona, fa mampianatra marina ny lalànan’Andriamanitra:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary toy izao no fanontanian’ireo olona ireo Azy: «Ry Mpampianatra ô, fantatray fa miteny sy mampianatra araka ny hitsiny ianao ka tsy mizaha tavan’olona, fa mampianatra ny lalan’Andriamanitra araka ny marina:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontanian’ireo iraka i Jesoa nataony hoe: –Mpampianatra ô, fantatray fa mahitsy fiteny sy fampianatra Ianao sady tsy mizaha tavan’olona fa mampianatra tsotra ny lalana soritan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary ireo nanontany Azy ka nanao hoe: Mpampianatra ô, fantatray fa miteny sy mampianatra marina Hianao ka tsy mizaha tavan'olona, fa mampianatra marina ny lalan'Andriamanitra:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanontany Azy izy ireo hoe: Mpampianatra ô, fantatray fa miteny sy mampianatra marina Ianao ka tsy mizaha tavan’olona, fa mampianatra marina ny lalànan’Andriamanitra:
malagasy
Ary ireo nanontany Azy ka nanao hoe: Mpampianatra ô, fantatray fa miteny sy mampianatra marina Hianao ka tsy mizaha tavan'olona, fa mampianatra marina ny lalan'Andriamanitra: