Luke 20:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mety va raha mandoa vola hetra ho an’i Kaisara izahay sa tsia?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mety va raha mandoa hetra ho an’i Sezara izahay sa tsia?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa azonay atao ve ny mandoa hetra ho an’ny amperôra rômanina sa tsia?
Malagasy Bible 1865
Mety va raha mandoa vola hetra ho an'i Kaisara izahay, sa tsia?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mety va raha mandoa vola hetra ho an’i Kaisara izahay sa tsia?
malagasy
Mety va raha mandoa vola hetra ho an'i Kaisara izahay, sa tsia?