Luke 20:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Jesosy nahafantatra ny teti-dratsiny ka niteny taminy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa fantatr’i Jesoa ny hafetsen-dratsin’izy ireo, ka hoy Izy taminy: «Nahoana no maka fanahy Ahy ianareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Takatr’i Jesoa anefa ny hafetsen-dratsin’ireo ka hoy Izy taminy:
Malagasy Bible 1865
Fa Jesosy nahafantatra ny fihendreny ka nanao taminy hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Jesosy nahafantatra ny teti-dratsiny ka niteny taminy hoe:
malagasy
Fa Jesosy nahafantatra ny fihendreny ka nanao taminy hoe: