Luke 20:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampisehoa denaria iray Amiko. An’iza moa io sary sy soratra eo aminy io? Hoy ireo: An’i Kaisara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Asehoy Ahy ny vola denie. Sarin’iza sy anaran’iza ity?» «An’i Sezara» hoy iretsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Itondray vola denàry anankiray aho! Sarin’iza ary anaran’iza no mipetaka eo? Dia novalian’ireo hoe: –An’ny amperôra rômanina!
Malagasy Bible 1865
Mampisehoa denaria amiko. An'iza moa io sary sy soratra eo aminy io? Hoy ireo: An'i Kaisara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampisehoa denaria* iray Amiko. An’iza moa io sary sy soratra eo aminy io? Hoy ireo: An’i Kaisara.
malagasy
Mampisehoa denaria amiko. An'iza moa io sary sy soratra eo aminy io? Hoy ireo: An'i Kaisara.