Luke 20:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsy sahiny nitanana Azy teo anatrehan’ny olona izany teny izany, sady gaga izy ireo noho ny famaliny ka nangina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Gaga foana ry zareo tamin’ny valin-teniny ka kepoka nangina terỳ, fa tsy nahita teny iray akory haniniany Azy teo imason’ny vahoaka teo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sady tsy afa-namandrika an’i Jesoa tamin’ny teny teo imason’ny vahoaka ireto iraka no gaga tamin’ny valin-teny nataony ka kepoka nangina.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy sahiny nitanana Azy teo anatrehan'ny olona izany teny izany sady gaga izy noho ny famaliny ka nangina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsy sahiny nitanana Azy teo anatrehan’ny olona izany teny izany, sady gaga izy ireo noho ny famaliny ka nangina.
malagasy
Ary tsy sahiny nitanana Azy teo anatrehan'ny olona izany teny izany sady gaga izy noho ny famaliny ka nangina.