Luke 20:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny sasany tamin’ny Sadoseo, izay milaza fa tsy misy ny fitsanganan’ny maty, dia nanatona ka nanontany Azy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanatona koa ny sasany tamin’ny Sadoseanina izay mandà ny fitsanganan’ny maty, ka nanontany Azy hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo Tsadoseanina, izay milaza fa tsy misy fitsanganan’ny maty ho velona, dia mba nisy koa nanatona an’i Jesoa, ka nanontany Azy
Malagasy Bible 1865
Ary ny sasany tamin'ny Sadoseo, izay milaza fa tsy misy fitsanganan'ny maty, dia nanatona ka nanontany Azy hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny sasany tamin’ny Sadoseo*, izay milaza fa tsy misy ny fitsanganan’ny maty, dia nanatona ka nanontany Azy hoe:
malagasy
Ary ny sasany tamin'ny Sadoseo, izay milaza fa tsy misy fitsanganan'ny maty, dia nanatona ka nanontany Azy hoe: