Luke 20:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mpampianatra ô, i Mosesy dia nanoratra ho antsika hoe: «Raha misy manana rahalahy maty momba, ka mbola velona ny vadin’ny maty, dia aoka ny rahalahiny hampakatra an-dRavehivavy ka hiteraka hamelo-maso ny rahalahiny» (Deo 25.5).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ry Mpampianatra ô, i Môizy nanome lalàna ho antsika hoe: Raha misy lehilahy ka maty momba, dia aoka ny rahalahiny hampakatra ny vadiny mba hiteraka hamelo-maso ny rahalahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hoe: –Mpampianatra ô, izao no didy voasoratra nomen’i Mosesy antsika: «Raha misy lehilahy maty mbola velom-bady nefa tsy nanan-taranaka, dia aoka ny rahalahiny hampakatra an-dravehivavy, ka hiteraka hamela solofo ho an’ny maty.»
Malagasy Bible 1865
Mpampianatra ô, Mosesy nanoratra ho antsika hoe: Raha misy manan-drahalahy maty momba, ka mbola velona ny vadin'ny maty, dia aoka ny rahalahiny hampakatra an-dravehivavy ka hiteraka hamelo-maso ny rahalahiny (Deo. 25. 5).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mpampianatra ô, i Mosesy dia nanoratra ho antsika hoe: «Raha misy manana rahalahy maty momba, ka mbola velona ny vadin’ny maty, dia aoka ny rahalahiny hampakatra an-dRavehivavy ka hiteraka hamelo-maso ny rahalahiny» (Deo 25.5).
malagasy