Luke 20:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nisy fito mirahalahy; ary nampaka-bady ny zokiny dia maty momba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nisy olona fito mirahalahy, ary nanambady ny zokiny, fa maty momba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nisy àry olona fito mirahalahy. Nampaka-bady ny lahimatoa, kanjo maty tsy nanan-taranaka.
Malagasy Bible 1865
Koa nisy fito mirahalahy; ary ny zokiny nampaka-bady, dia maty momba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nisy fito mirahalahy; ary nampaka-bady ny zokiny dia maty momba.
malagasy
Koa nisy fito mirahalahy; ary ny zokiny nampaka-bady, dia maty momba.