Luke 20:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly azy ireo Jesosy hoe: Izaho kosa mba hanontany anareo zavatra iray loha, koa lazao amiko:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary namaly i Jesoa ka nanao tamin’izy ireo hoe: «Mba hanontany zavatra anankiray aminareo koa àry Aho ka valio:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Jesoa hoe: –Izaho koa mba hanontany anareo zavatra anankiray, ka lazao kely hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izaho kosa mba hanontany anareo zavatra iray loha, ka lazao amiko:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly azy ireo Jesosy hoe: Izaho kosa mba hanontany anareo zavatra iray loha, koa lazao amiko:
malagasy
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izaho kosa mba hanontany anareo zavatra iray loha, ka lazao amiko: