Luke 20:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sy ny fahatelo koa dia nampakatra azy; ary tahaka izany avokoa no nataon’izy fito mirahalahy; nefa maty momba avokoa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanaraka izany dia nanambady azy indray ny fahatelo, ary nanao toy izany avokoa izy fito mirahalahy, fa maty momba daholo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary koa ny fahatelo; torak’izany avokoa izy fito mirahalahy, samy maty tsy namela taranaka.
Malagasy Bible 1865
sy ny fahatelo koa nampakatra azy; ary tahaka izany avokoa no nataon'izy fito mirahalahy; nefa maty momba avokoa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sy ny fahatelo koa dia nampakatra azy; ary tahaka izany avokoa no nataon’izy fito mirahalahy; nefa maty momba avokoa izy.
malagasy
sy ny fahatelo koa nampakatra azy; ary tahaka izany avokoa no nataon'izy fito mirahalahy; nefa maty momba avokoa izy.