Luke 20:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa amin’ny fitsanganana amin’ny maty, ho vadin’iza moa Ravehivavy? Fa samy efa nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ho vadin’iza ravehivavy raha mby amin’ny fitsanganan’ny maty? fa efa samy nanambady azy avokoa izy fito lahy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny fitsanganan’ny maty ho velona àry, mba ho vadin’iza ravehivavy fa efa samy nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy?
Malagasy Bible 1865
Koa amin'ny fitsanganan'ny maty ho vadin'iza moa ravehivavy? fa samy efa nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa amin’ny fitsanganana amin’ny maty, ho vadin’iza moa Ravehivavy? Fa samy efa nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy.
malagasy
Koa amin'ny fitsanganan'ny maty ho vadin'iza moa ravehivavy? fa samy efa nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy.