Luke 20:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Jesosy taminy: Ny zanak’izao fiainana izao dia mampaka-bady sady avoaka hampakarina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jesoa taminy: «Ny zanak’izao fiainana izao no mampaka-bady sy avoaka hampakarina;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa tamin’ireo Tsadoseanina: –Ny olona amin’izao fiaina-mandalo izao no mampakatra sy ampakarina.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nanao taminy hoe: Ny zanak'izao fiainana izao dia mampaka-bady sady avoaka hampakarina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Jesosy taminy: Ny zanak’izao fiainana izao dia mampaka-bady sady avoaka hampakarina;
malagasy
Ary Jesosy nanao taminy hoe: Ny zanak'izao fiainana izao dia mampaka-bady sady avoaka hampakarina;