Luke 20:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa izay atao mendrika hahazo izany fiainana izany sy ny fitsanganana amin’ny maty kosa dia tsy mba mampaka-bady na avoaka hampakarina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa izay efa hita ho mendrika hahazo ny fiainana ho avy sy ny fitsanganana avy any amin’ny maty kosa, dia tsy mba mampaka-bady, na avoaka hampakarina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ireo nataon’Andriamanitra mendrika hitsangana velona avy any amin’ny maty sy handray anjara amin’ny fiainan-ko avy dia tsy mba mampakatra na ampakarina:
Malagasy Bible 1865
fa izay atao miendrika hahazo izany fiainana izany sy ny fitsanganana amin'ny maty kosa dia tsy raha mampaka-bady, na avoaka hampakarina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa izay atao mendrika hahazo izany fiainana izany sy ny fitsanganana amin’ny maty kosa dia tsy mba mampaka-bady na avoaka hampakarina;
malagasy
fa izay atao miendrika hahazo izany fiainana izany sy ny fitsanganana amin'ny maty kosa dia tsy raha mampaka-bady, na avoaka hampakarina;