Luke 20:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary tsy mety maty intsony izy, fa mitovy amin’ny anjely sady zanak’Andriamanitra satria zanaky ny fitsanganana amin’ny maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary tsy mety maty intsony izy, fa tahaka ny Anjely sady zanak’Andriamanitra, satria zanaky ny fitsanganan-ko velona avy any amin’ny maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tsy mety maty intsony manko fa tahaka ny anjely; sady zanak’Andriamanitra satria olona efa nataony mendrika hitsangana velona.
Malagasy Bible 1865
ary tsy mety maty intsony izy, fa mitovy amin'ny anjely sady zanak'Andriamanitra, satria zanaky ny fitsanganana amin'ny maty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary tsy mety maty intsony izy, fa mitovy amin’ny anjely sady zanak’Andriamanitra satria zanaky ny fitsanganana amin’ny maty.
malagasy
ary tsy mety maty intsony izy, fa mitovy amin'ny anjely sady zanak'Andriamanitra, satria zanaky ny fitsanganana amin'ny maty.