Luke 20:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy mba Andriamanitry ny maty Izy fa an’ny velona; fa velona ho an’Andriamanitra avokoa izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa velona eo anatrehany izy rehetra ireo, satria tsy mba Andriamanitra ny maty Izy, fa an’ny velona.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Tompo dia tsy Andriamanitry ny maty fa Andriamanitry ny velona, satria ny Tompo no ahaveloman’izy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Fa Izy tsy mba Andriamanitry ny maty, fa an'ny velona; fa velona ho an'Andriamanitra avokoa izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy mba Andriamanitry ny maty Izy fa an’ny velona; fa velona ho an’Andriamanitra avokoa izy rehetra.
malagasy
Fa Izy tsy mba Andriamanitry ny maty, fa an'ny velona; fa velona ho an'Andriamanitra avokoa izy rehetra.