Luke 20:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny mpanoradalàna sasany: Mpampianatra ô, marina izay nolazainao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly ny sasany tamin’ny mpanora-dalàna ka nanao taminy hoe: «Ry Mpampianatra ô, marina ny filazanao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny ny sasany tamin’ny mpahay lalàna nanao hoe: –Mpampianatra ô, marina ny filàzanao!
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanora-dalàna sasany namaly ka nanao hoe: Mpampianatra ô, marina izay nolazainao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny mpanoradalàna sasany: Mpampianatra ô, marina izay nolazainao.
malagasy
Ary ny mpanora-dalàna sasany namaly ka nanao hoe: Mpampianatra ô, marina izay nolazainao.