Luke 20:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny batisan’i Jaona avy tany an-danitra va sa avy tamin’ny olona?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy aiza moa ny batemin’i Joany, avy amin’Andriamanitra sa avy amin’ny olona?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
iza no naniraka an’i Jôhany hanao batisa, Andriamanitra sa olombelona?
Malagasy Bible 1865
Ny batisan'i Jaona avy tany an-danitra va, sa avy tamin'ny olona?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny batisan’i Jaona avy tany an-danitra va sa avy tamin’ny olona?
malagasy
Ny batisan'i Jaona avy tany an-danitra va, sa avy tamin'ny olona?